|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao aina tsy ho zavatra |
| Singan-teny | 2manao, 3aina, 4tsy, 5ho, 6zavatra |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena.
[1.1] [manao ny ainy tsy ho zavatra] 9manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail..
[1.2] |
| Tsipelina hafa | 11manao ain-tsy ho zavatra |
| Tovy hevitra | 12mitono aina, mivarotra aina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|